482

4
482 Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema : Teraka Jeso, Tompon’ny anjely ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao ! 67- AVIA RY MINO Venez ô croyants Vous réjouir et célébrer Venez, allons ensemble à Bethléem Jésus, le Seigneur des Anges est né Allons le célébrer Il est ton Seigneur.

description

Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema : Teraka Jeso, Tompon’ny anjely ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao !. Venez ô croyants Vous réjouir et célébrer Venez, allons ensemble à Bethléem Jésus, le Seigneur des Anges est né - PowerPoint PPT Presentation

Transcript of 482

Page 1: 482

482Avia ry mino ! Hifaly sy hihoby, Avia, avia hankany Betlehema : Teraka Jeso, Tompon’ny anjely ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao !

67- AVIA RY MINO

Venez ô croyantsVous réjouir et célébrerVenez, allons ensemble à BethléemJésus, le Seigneur des Anges est néAllons le célébrerIl est ton Seigneur.

Page 2: 482

482 Tompon’ny tompo, Andriananahary, Nefa mba zana-behivavy koa ; Zanak’i Maria, Nefa Zanahary ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao !

67- AVIA RY MINO

Seigneur des seigneurs,Dieu Créateur,Mais aussi fils d’une femme,Fils de MarieAllons le célébrerIl est ton Seigneur

Page 3: 482

4823 Derao, ry anjely, Mihobia mafy, Ry mponina an-danitra ao Ambony ao ! Dera sy laza Atolory Azy ; Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao !

67- AVIA RY MINO

Ô Anges, célébrez Le,Ô Peuple du ciel chantez fort,Offrez-Lui gloire et prestige ***Allons le célébrer***Il est ton Seigneur

Page 4: 482

4824-He, arahaba, Tonga aty an-tany Ny Tompo, Mpamonjy Sy mpanjaka koa, Tenin’ny Rainy Voatafy nofo, Avia hitsaoka Azy (in-3) Izay Tomponao !

67- AVIA RY MINO

Nous te souhaitons la bienvenue sur terre,Notre Roi, Seigneur et Sauveur,Parole du Père devenue ChairAllons le célébrerIl est ton Seigneur